Version en Malagasy
🌳 Faly izahay mampahafantatra ny tetikasa Demand4Restoration (D4R) : fanarenana ny sahanala eto Madagasikara amin’ny alalan’ny filà n’ny olona eny ifotony.
🎖️ Voninahitra ho an’ny mpitarika tetikasa ny niresaka tamin’ny Masoivohon’i Suisse eto Madagasikara momba ity fomba fiasa manavao ity izay mampiray ny siansa, ny fandraisana anjara ary ny fampandrosoana lovainjafy.
💬 Ity fihaonana ity dia nanamora ny fifanakalozan-kevitra momba ny tetikasa D4R, izay tanteraka noho ny fanohanana avy amin’ny fiaraha-miasa amin’i Suisse.
🤝 Nohamafisin’ny Masoivoho ny fanohanan’i Suisse ity tetikasa ity. Tsy amin’ny lafiny famatsiam-bola ihany, fa koa amin’ny alalan’ny anjaran’asa lehibe raisin’ny Oniversiten’i Zurich, miaraka amin’ny Oniversiten’i Wageningen sy ireo mpiara-miasa Malagasy:
- Mada Resilient Forestry Association
- École Supérieure des Sciences Agronomiques (ESSA)
- DLC SAVA Conservation
- Oniversiten’i SAVA
- TBSE
- INDRI
📢 Araho hatrany ny pejy mba hahafantarana ny fivoaran’ity tetikasa manentana ity.
Version in English
🌳 Proud to present the Demand4Restoration (D4R) project: restoring Madagascar’s forests by integrating the needs of local communities.
🎖️ It was a privilege to meet with the Swiss Ambassador to Madagascar and discuss this innovative approach that brings together science, inclusion, and sustainability.
đź’¬ This meeting was an opportunity to share insights about the D4R project, made possible thanks to the support of Swiss cooperation.
🤝 The Ambassador reaffirmed Switzerland’s full support for this initiative – not only through funding, but also via the key role played by the University of Zurich, alongside Wageningen University and Malagasy partners:
- Mada Resilient Forestry Association
- School of Agronomic Sciences (ESSA)
- DLC SAVA Conservation
- University of SAVA
- TBSE
- INDRI
📢 Stay tuned to follow the progress of this inspiring journey!



